Mpanandratra Tehina

Ireo hafatra mandritra ny "Mpanandratra Tehina".

KARAZANA FO 4: AHOANA NY AMIN’NY FONAO?

"Ireo teny amoron-dàlana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny ambonin’ ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin’ ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, ...

TU AS ETE CREE POUR LE PLAISIR DE JESUS

Hebreo 1 :1-2 : «Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy fanao samy hafa ; dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra ; Izy ...

L’ETERNEL REGNE

Salamo 97 :1a : « Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany » Amin’ny dikan-teny segond dia hoe : « l’Eternel règne ». Ny olona mahafantatra an’izany dia mitoetra anaty fifaliana. Isika dia mandeha amin’ny finoana ka rehefa lazaina ...

JESOA MAMPIANATRA NY ESSENTIEL

Marka 7:5: "Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatra no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana,fa mihinan-kanina amin'ny tànana tsy misasa izy?" Fahamarinana 1: JESOA KRISTY TE HAMPIANATRA ANAO HAMANTATRA NY ESSENTIEL AMIN'NY FINOANAO ...

FIAINAN’NY OLONA MINO AN’ANDRIAMANITRY NY LANITRY NY LANITRA

Deo.10 :14 : «Indro, an’ i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra ary ny tany mbamin’ izay rehetra eo aminy » Ilay Jehovah Andriamanitsika, ilay Andriamanitra telo izay iray : Azy ny lanitry ny lanitra, any no ...