Vaovaon’ny VFL

40è VFL Foibe – 25 AOGOSITRA 2019

Faha 40 taonan'ny VFL Foibe. Fanentanana ho fanohanana ny fanorenana ny Fiangonana any Morondava.

Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: VFL – AFF

Tanteraka ny 28 janoary ny fifampiarahaban'ny VFL sy AFF noho ny nahatrarana taona vaovao 2018.