Mpanandratra Tehina

Ireo hafatra mandritra ny "Mpanandratra Tehina".

FANTARO FA MANORITRA LALANA HO ANAO JEHOVAH

« Eny hihira ny amin’ny lalan’i Jehovah izy ; Fa lehibe ny voninahitr’i Jehovah ». — Salamo 138 : 5 Ilay mpanjaka no resahina eto, hoe : « eny hihira ny amin’i lalan’i Jehovah izy ». Inona ary izany hoe « lalan’i Jehovah » izany, raha eritreretina hoe Davida ...

HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN’NY TANY

« Jehovah o, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy ». — Salamo 138 : 4. HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN'NY TANY. Davida miteny eto, hoe : « hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany ». Satria maninona ? ...

MIHAINOA

Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa ...

AOKA ISIKA HANANA FIAINANA FOCALISE AMIN’ANDRIAMANITRA

Salamo 81 : 10 : « Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta». Izaho no Jehovah Andriamanitrao. Mampahatsiahy antsika fahamarinana fototra ny Salamo. Zavatra tokana no hi- se focalisé-n’ny Baiboly iray manontolo ry havana ; ny Baiboly ...

ANDRIAMANITRA HERINTSIKA

« Mihobia ho an'Andriamanitra herintsika; manaova feo fifaliana ho an'Andriamanitr'i Jakoba. Asandrato ny hira, ka velezo ny ampongatapaka, ary tendreo ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha ». — Salamo 81 : 1 – 2 Ny titre-ny Salamo 81 dia hoe : Fiantsoana ny Isiraelita ...

RESAKA OBEISSANCE ABSOLUE ET SANS CONDITION

« Ary rehefa nitsahatra niteny Jesoa, dia hoy Izy tamin'i Simona: Mandrosoa ho any amin'ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na ...