Archives de la catégorie: Mpanandratra tehina

Mpanandratra tehina

JESOA SAFETY ROOM

« Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy ; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy ». — Salamo 18 : 2 Mazava ny tenin’i Jesoa ry havana : « eto amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana ». Iza no mampahory ? Ny fahavalo no mampahory. Ny ahafantarana hoe ny Fiangonantsika dia…
Tohiny

TENENO JESOA HOE: “JE T’AIME, ETERNEL”

Salamo 118. Rehefa halaninina ilay teny, dia tena mitolagaga ianao ny amin'ny hamamin'ilay teny, ny amin'ny halanin'ilay teny, ny amin'ny hahasarobidin'ilay teny. Rehefa jerena ny titre-ny Salamo 18 dia hoe : « Fitantaran'i Davida ny namonjen'Andriamanitra azy ». Izay izany ity Salamo ity. Novonjen'Andriamanitra i Davida, dia hoe : « Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida, mpanompon'i Jehovah, izay nilaza tamin'i…
Tohiny

Quand Jésus aime, il aime jusqu’à la fin et son œuvre est parfaite

Hoy ilay Salamo 138 :8 : « Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindramponao; Aza mahafoy ny asan’ ny tananao ». Aza mahafoy ny asan’ny tananao. Une fois ianao miteny hoe azonao antoka izany fa Andriamanitra no miasa hahatanteraka ny aminao ; ary faharoa, azonao antoka izany satria mandrakizay ny famindrampony, ny fakam-panahy ary ny fahadisoan-kevitra dia hoe :…
Tohiny

« L’Eternel mène tout à bonne fin pour moi »

Salamo 138 :8a : « Jehovah no hahatanteraka ny amiko ». Eto moa dia ilaina ilay mampitovy traduction. Teny mamy, tena mamy ny traduction française-ny Segond, hoe : « L’Eternel mène tout à bonne fin pour moi ». Izy no hahatanteraka ny amiko. Zavatra 2 no tanterahin’Andriamanitra ny amiko, sy ny aminao ; zavatra roa : Voalohany dia hoe : izay rehetra adidinao amin’Andriamanitra, izay…
Tohiny