Fianarana mitoriteny

Ny fianarana mitoriteny isaky ny Alatsinainy hariva, amin'ny 6ora ka hatramin'ny 6ora45mn dia sehatra iray ahafahan'ny tsirairay mitombo ara-panahy amin'ny fianarana mampita hafatra ao anatin'ny 1mn30.

Tahak'izao ny fizotry ny fotoana:

  • Fanombohana amin'ny alalan'ny famakiana Salamo - Hira - Vavaka
  • Olona 6 mifandimby manao hafatra 1mn30
  • Hafatra entin'ny Mpitandrina Solofo RAMAHOMILIHASO
  • Fitondrana am-bavaka ny fiainan'ny Fiangonana - ny Sampana - ny tsirairay

Manasa anao hanatrika io fotoana io