Vaovaon’ny Sampana Sekoly Alahady

25 DESAMBRA 2018

 

17 JONA 2018 – TANINKETSA

Natsangana indray ny taninketsa eto anivon'ny Fitandremana Isotry Fitiavana. Nanomboka nihira ireo ankizy ny Alahady 17 Jona 2018

17 JONA 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RAY

Ny zanaky ny Fiangonana ao amin'ny Sampana Sekoly Alahady no nisolo tena ny rehetra niarahaba ny raim-pianakaviana tamin'ny alalan'ny tsianjery noho ny fetin'izy ireo.