"Ireo teny amoron-dàlana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny ambonin’ ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin’ ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, fa mino vetivety ihany, koa amin’ izay andro isehoan’ ny fakam-panahy dia mihemotra izy. Ireo…
Tohiny
TU AS ETE CREE POUR LE PLAISIR DE JESUS
Hebreo 1 :1-2 : «Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy fanao samy hafa ; dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra ; Izy no nahariana izao tontolo izao » Fahamarinana 1 : ANDRIAMANITRA DIA MITENY ARY IZANY TENINY…
Tohiny
L’ETERNEL REGNE
Salamo 97 :1a : « Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany » Amin’ny dikan-teny segond dia hoe : « l’Eternel règne ». Ny olona mahafantatra an’izany dia mitoetra anaty fifaliana. Isika dia mandeha amin’ny finoana ka rehefa lazaina amintsika hoe « l’Eternel règne » dia hoe Izy mipetraka ao amin’ny toeran’ny chauffeur ;…
Tohiny
MPIVAVAKA TSY MANDA AN’ANDRIAMANITRA
Hebreo 1 :2 : «dia amin’ izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao » Ny fanontaniana apetraky ny Tompo amintsika eto amin’ny Hebreo 1 :2 dia hoe : SAO DIA MPIVAVAKA MANDA AN’ANDRIAMANITRA IANAO ? Fahamarinana 1 : ANDRIAMANITRA…
Tohiny



