Galatiana 5 : 16. "Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo". Iza no hiresahina eto? Olona manana double nature. Fantatrao ve fa manana double nature ianao? Ny olona manana double nature dia ao aminy ny tsara indrindra, fa ao aminy koa ny ratsy indrindra. Manana ny tsara indrindra…
Tohiny
HAMAMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Asan’ny Apostoly 13 :42-43 : « Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ ny Sabata manaraka. Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no nanaraka an’ i Paoly sy Barnabasy, izay niteny taminy ka namporisika azy haharitra amin’ ny…
Tohiny
RESAKA FO/ FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA
1 Samoela 3 :10b : « Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao ». MANANA FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA VE IANAO ? Andriamanitra tsy miteny amin’ny olona iray raha tsy azony antoka fa vonona hiaino io olona io. Manana fo vonona hiaino an’Andriamanitra ve ianao ? Fa raha tsy manana fo vonona hiaino…
Tohiny
RESAKA OZONA
Levitikosy 26 : 16 Rehefa avy niteny ny Tompo eo amin’ny and. 14 hoe : « Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankato ireo didy rehetra ireo », dia hoy Izy eo amin’ny and. 16 : « Izaho kosa dia hanao izao aminareo ». Resaka ozona – ozona vokatry ny tsy fankatoavana…
Tohiny



