Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

VAVAKA AVO LENTA

2 Mpanjaka 19 :14 : « Dia noraisin’ i Hezekia tamin’ ny tànan’ ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon’ i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan’ i Jehovah ». Taratasy avy any amin’i Sankeriba, miaiky an’Andriamanitra ary mandrahona an’i Hezekia. Tonga ilay taratasy avy any amin’ilay iraka, dia inona ny…
Tohiny

JESOA MAMPIANATRA NY ESSENTIEL

Marka 7:5: "Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatra no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana,fa mihinan-kanina amin'ny tànana tsy misasa izy?" Fahamarinana 1: JESOA KRISTY TE HAMPIANATRA ANAO HAMANTATRA NY ESSENTIEL AMIN'NY FINOANAO SY AMIN’NY FIAINANAO Ny essentiel amin’ny finoana dia ny maha-mpianatra anao, ianao manana fon'ny mpianatra.…
Tohiny

MPANONDRO NY LANITRA

« Fa mifalia fa voasoratra any an-danitra ny anaranareo » Lioka 10 :20b Faly ny mpianatra ny amin’ny iraka nampanaovin’ny Tompo azy. Faly ny mpianatra noho ny vokatra azo tamin’izany. Ny mpianatra variana amin’ny zavatry ny tany. Fa ny Tompo manondro azy ny essentiel, dia ny lanitra. ENGA ANIE HO MPANONDRO NY LANITRA ISIKA Irahin’ny…
Tohiny

FIAINAN’NY OLONA MINO AN’ANDRIAMANITRY NY LANITRY NY LANITRA

Deo.10 :14 : «Indro, an’ i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra ary ny tany mbamin’ izay rehetra eo aminy » Ilay Jehovah Andriamanitsika, ilay Andriamanitra telo izay iray : Azy ny lanitry ny lanitra, any no fonenany ary any Izy no miandry antsika. Aiza io lanitry ny lanitra io ? Ao…
Tohiny