Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

"Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesoa. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy". Apokalypsy 12 : 17
Tohiny

JESOA SAFETY ROOM

« Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy ; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy ». — Salamo 18 : 2 Mazava ny tenin’i Jesoa ry havana : « eto amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana ». Iza no mampahory ? Ny fahavalo no mampahory. Ny ahafantarana hoe ny Fiangonantsika dia…
Tohiny

TENENO JESOA HOE: “JE T’AIME, ETERNEL”

Salamo 118. Rehefa halaninina ilay teny, dia tena mitolagaga ianao ny amin'ny hamamin'ilay teny, ny amin'ny halanin'ilay teny, ny amin'ny hahasarobidin'ilay teny. Rehefa jerena ny titre-ny Salamo 18 dia hoe : « Fitantaran'i Davida ny namonjen'Andriamanitra azy ». Izay izany ity Salamo ity. Novonjen'Andriamanitra i Davida, dia hoe : « Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida, mpanompon'i Jehovah, izay nilaza tamin'i…
Tohiny

Quand Jésus aime, il aime jusqu’à la fin et son œuvre est parfaite

Hoy ilay Salamo 138 :8 : « Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindramponao; Aza mahafoy ny asan’ ny tananao ». Aza mahafoy ny asan’ny tananao. Une fois ianao miteny hoe azonao antoka izany fa Andriamanitra no miasa hahatanteraka ny aminao ; ary faharoa, azonao antoka izany satria mandrakizay ny famindrampony, ny fakam-panahy ary ny fahadisoan-kevitra dia hoe :…
Tohiny