Fianarana mitoriteny

Ireo hafatra mandritra ny cellule de prière Alatsinainy.

VAVAKA AVO LENTA

2 Mpanjaka 19 :14 : « Dia noraisin’ i Hezekia tamin’ ny tànan’ ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon’ i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan’ i Jehovah ». Taratasy avy any amin’i Sankeriba, miaiky ...

MPANONDRO NY LANITRA

« Fa mifalia fa voasoratra any an-danitra ny anaranareo » Lioka 10 :20b Faly ny mpianatra ny amin’ny iraka nampanaovin’ny Tompo azy. Faly ny mpianatra noho ny vokatra azo tamin’izany. Ny mpianatra variana amin’ny zavatry ny tany. Fa ny Tompo ...

Profil-ny mpanompon’Andriamanitra

Asan’ny Apostoly 20 :19 : « dia ny nanompoako ny Tompo tamin'ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin'ny fanotrehan'ny Jiosy » Resaka profil-ny mpanompon’Andriamanitra : SAO DIA TOKONY HANOVA PROFIL ISIKA ? Mampatsiahy ny ...

Niankohoka

Deoteronomia 29 :25a : « Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany » Ny fanontaniana apetraka aminao dia hoe : « Ianao izay manompo an’Andriamanitra io, oviana ianao no mba niankohoka teo anatrehan’Andriamanitra ? » Tsy miankohoka ...

Noho ny Tompo

1 Petera 2 :13 : « Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona » 1/ Hialohavy amin’ny hoe « Noho ny Tompo » ny teninao Mananatra antsika ny Tompo amin’ny alalan’ny teniny hoe ny amin’ny fisainana, ny amin’ny fitondran-tena ...