MPANONDRO NY LANITRA

« Fa mifalia fa voasoratra any an-danitra ny anaranareo » Lioka 10 :20b
Faly ny mpianatra ny amin’ny iraka nampanaovin’ny Tompo azy. Faly ny mpianatra noho ny vokatra azo tamin’izany. Ny mpianatra variana amin’ny zavatry ny tany. Fa ny Tompo manondro azy ny essentiel, dia ny lanitra.
ENGA ANIE HO MPANONDRO NY LANITRA ISIKA
Irahin’ny Tompo isika hisarika ny sain’ny olona ho any an-danitra.
Irahin’ny Tompo isika hanampy ny olona hanana ny anarany voasoratra any an-danitra.