Fianarana mitoriteny

Ireo hafatra mandritra ny cellule de prière Alatsinainy.

RESAKA ASA SOA

Nehemia 5 :19 : « Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro o, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity ». Araka ny hevitrao, HO TSAROAN’ANDRIAMANITRA VE NY ASA SOA NATAONAO ? Ho tsaroany izany arakarak’izay hoe motivation anao. Rehefa ...

RESAKA HAZO MAINA

Isaia 56 :3b DIEM : "Ary aoka ny eonoka tsy hanao anakampo hoe: "Indro efa hazo maina aho." "Indro efa hazo maina aho." Alaim-panahy ny eonoka hanao hoe : « hazo maina aho » satria tsy niteraka izy. Fa sao ...

RESAKA SEGOULAH AN’ANDRIAMANITRA

Eksodosy 19:5 : « Koa ankehitriny, raha hihaino ny feoko tokoa ianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho rakitra soa ho Ahy mihoatra noho ny firenena rehetra ianareo; fa Ahy ny tany rehetra ». RAKITRA SOA HO AN’ANDRIAMANITRA Ianao, rakitra ...

RESAKA FAHEFANA – AUTORITE

Marka 1:22 : « Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna ». RESAKA FAHEFANA – AUTORITÉ Ry havana, rehefa mijery ny fiainanao ny olona, ka hoe talanjona ...

RESAKA TENDROMBOHITRA AVO

Marka 9:2-3 : « Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an'i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy,ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ...

RESAKA MIADANA

"Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian'ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy". 1 Tes. 5:3 RESAKA MIADANA Ohatrany misy prénom, asa na lehilahy, na vehivavy ...