2 Timoty 4:6-8: "Fa izaho dia efa hatolotra*sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko. (*Grika: haidina ho fanatitra aidina) Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana, izay homen'ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin'izay andro izay; ary tsy…
Tohiny
12 Novembre 2018 – 18 Novembre 2018
Mauvais combat (2 Tim 4.7) S’il y a le « bon » combat, il y a donc, un « mauvais » combat. Le mauvais combat, c’est quand on se trompe d’ennemis. Si tu veux mener le « bon » combat, identifie les 3 ennemis à vaincre : Le diable (1 Tim 4.1). Le diable et ses enseignements qui contredisent la Bible ; Le…
Tohiny
05 Novambra 2018 – 11 Novambra 2018
Famaky (Mat. 3.10) Famaky efa mipetraka amin’ny fototry ny hazo sahady. Io ny sary asain’ny Fanahy saintsainintsika raha hiomana hihaona amin’ny Tompontsika isika. Mbola tsy voakapa akory ny hazo. Fa ho tampoka ny famelezana. Ny tsy fandraisan’ny Jiosy an’i Jesoa ho Mesia no naneho ny tena toetry ny fanahiny ary nahamendrika azy ho kapaina. Ny…
Tohiny
29 Oktobra 2018 – 04 Novambra 2018
Misikina (Lio 12.35) Iza ? Ny mpino no asaina MISIKINA. Nahoana ? Mariky ny FIANDRASANY ny fihavian’i Jesoa. Amin’ny fomba ahoana ? Malabary lava no niakanjoan’ny Jiosy, ka rehefa MIASA mafy izy na MIHAZAKAZAKA dia nakariny avoavo kokoa izany, dia nofatorany tamin’ny fehin-kibo. Koa miasà mafy isanandro isanora ho an’ny Tompo. Ary mihazakazaha hamoha varavarana raha vao mandondona …
Tohiny



