Marka 14 :6 : « Fa hoy Jesosy taminy: Avelao izy; nahoana hianareo no mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko ». ASA SOA NO NATAONY TAMIKO Ahoana moa ry havana no mahatonga an’i Jesoa hiteny hoe : asa soa no nataon’ity vehivavy ity tamin’i Jesoa? Andao anie jerena ny Jaona 6 :28-29 : « Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny…
Tohiny
AZA MANAKIANA NY OLONA MAHAFOY HO AN’I JESOA
Marka 14 :4-5 : « Ary nisy ny sasany tezitra ka nifampilaza hoe: Inona no anton’ izao fandaniam-poana ny menaka manitra izao? Fa azo namidy ho lafo tsy omby denaria telon-jato iny menaka manitra iny ka homena ny malahelo. Dia tezitra indrindra tamin-dravehivavy ireo ». AZA MANAKIANA NY OLONA MAHAFOY HO AN’I JESOA Aza manakiana, aza tezitra amin’ny olona mahafoy ho…
Tohiny
SAROBIDY INDRINDRA EO IMASON’ANDRIAMANITRA IANAO
Marka 14, tantara malaza be, tantaran’ilay vehivavy tsy fantatra anarana nandraraka menaka manitra tamin’i Jesoa. Marka 14:3 : « Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon'i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin'ny lohan'i Jesosy…
Tohiny
ANDRIAMANITRA MOMBA ANTSIKA
Romana 8:31-32 : "Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?" ANDRIAMANITRA MOMBA ANTSIKA Andriamanitra momba antsika. Amin’ny Segond izy dia hoe : « Dieu…
Tohiny