« Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao. Efa voadidinao amin'ny fahamarinana sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao ». Salamo 119 :137-138 Fantatsika fa ny Salamo 119 manontolo dia mampianatra sy mankalaza ny tenin’Andriamanitra. MARINA NY TENIN’ANDRIAMANITRA Ilay marina, tsy hoe « vrai » eto, fa hoe marina = « juste ». Izay ilay…
Tohiny
10 FEBROARY 2020 – 16 FEBROARY 2020
LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ( Lioka 5 :6 ) Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Tsy ny expérience professionnelle no laklen’ny fahombiazana (and.5). Ary tsy ny faharetana na ny fikelezana aina ihany koa. Fa inona? Voalohany indrindra, mila vonto fampianarana ianao, mianatra ny Soratra Masina. Faharoa, rehefa mianatra ianao, dia manome tari-dalana anao Jesoa. Ireo, ary…
Tohiny
FANTARO FA TENIN’NY FAHASOAVANA NY BAIBOLY
« Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina ». Asan’ny Apostoly 20 :32 Fantaro ry havana, fa ity Baiboly ity, ity Soratra Masina ity dia lazaina hoe « TENIN’NY FAHASOAVANY ». Ity Asan’ny Apostoly 20 ity dia lazaina hoe…
Tohiny
03 FEBROARY 2020 – 09 FEBROARY 2020
TENIN’NY FAHASOAVANA (Asa. 20 :32) Lazaina hoe « tenin’ny fahasoavana » ny Baiboly. Tenin’ny fahasoavana satria mirakitra fahasoavana, dia ilay fitiavan’Andriamanitra manova, mi-transformer. Voalohany indrindra, mahay mampandroso ny tenin’ny fahasoavana : « mampandroso vers la perfection spirituelle ». Faharoa, mampitombo amin’ny fahamasinana ny tenin’ny fahasoavana. Ary fahatelo, manome ilay lova any amin’ny Kanana vaovao ny…
Tohiny



