Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

JESOA TIA MAMPIANATRA

« Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesoa; ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. Ary niditra teo amin'ny sambokely anankiray izay an'i Simona Izy, dia nangataka taminy hihataka kely amin'ny tany. Dia nipetraka teo…
Tohiny

NY TENIN’ANDRIAMANITRA DIA TENY VOAZAHA TOETRA

Salamo 119 :139-141 : « Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy. Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao. Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao ». VOAZAHA TOETRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA – PURE NY TENIN’ANDRIAMANITRA Izany hoe madio, voazaha toetra ny tenin’Andriamanitra ka manadio. Voazaha toetra,…
Tohiny

FANTATRAO VE NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA?

« Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony ». Lioka 5 :6 FANTATRAO VE RY HAVANA NY LAKLEN’NY FAHOMBIAZANA ? Fantatrao ve ny le laklen’ny fahombiazana ? Raha anontaniana ianao izao : inona no laklen’ny fahombiazana ? Dia mety hanao izao isika ohatran’ny eo amin’ny…
Tohiny