« Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesoa; ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. Ary niditra teo amin'ny sambokely anankiray izay an'i Simona Izy, dia nangataka taminy hihataka kely amin'ny tany. Dia nipetraka teo…
Tohiny
NY TENIN’ANDRIAMANITRA DIA TENY VOAZAHA TOETRA
Salamo 119 :139-141 : « Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy. Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao. Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao ». VOAZAHA TOETRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA – PURE NY TENIN’ANDRIAMANITRA Izany hoe madio, voazaha toetra ny tenin’Andriamanitra ka manadio. Voazaha toetra,…
Tohiny
ANDRIAMANITRA DIA MARINA – JUSTE
« Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao. Efa voadidinao amin'ny fahamarinana sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao ». Salamo 119 :137-138 Fantatsika fa ny Salamo 119 manontolo dia mampianatra sy mankalaza ny tenin’Andriamanitra. MARINA NY TENIN’ANDRIAMANITRA Ilay marina, tsy hoe « vrai » eto, fa hoe marina = « juste ». Izay ilay…
Tohiny
IZAO LANITRA HITANTSIKA IZAO, ITY TANY MISY ANTSIKA ITY, DIA HO LASA AMIN’NY FIRIMORIMOANA MAFY, ARY HO LEVON’NY AFO NY TENAN’NY ZAVATRA REHETRA
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy ».2 Petera 3 :10 TSAROVY FA IZAO LANITRA HITANTSIKA IZAO, ITY TANY MISY ANTSIKA ITY, DIA…
Tohiny