Eksodosy 19:5 : « Koa ankehitriny, raha hihaino ny feoko tokoa ianareo ka hitandrina ny fanekeko, dia ho rakitra soa ho Ahy mihoatra noho ny firenena rehetra ianareo; fa Ahy ny tany rehetra ». RAKITRA SOA HO AN’ANDRIAMANITRA Ianao, rakitra soa ho an’Andriamanitra. Izay no vaovao mahafaly. SEGOULAH AN’ANDRIAMANITRA IANAO. Manakaiky an’io ny dikan-tenin’ny DIEM…
Tohiny
RESAKA FAHEFANA – AUTORITE
Marka 1:22 : « Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna ». RESAKA FAHEFANA – AUTORITÉ Ry havana, rehefa mijery ny fiainanao ny olona, ka hoe talanjona : inona no mahatalanjona ny olona rehefa mijery ny fiainanao ? Eto dia hoe misy…
Tohiny
RESAKA TENDROMBOHITRA AVO
Marka 9:2-3 : « Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an'i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy,ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ka tsy misy mpamotsy lamba ambonin'ny tany mahafotsy toy izany ». Eksodosy 34:29 : «…
Tohiny
RESAKA MIADANA
"Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian'ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy". 1 Tes. 5:3 RESAKA MIADANA Ohatrany misy prénom, asa na lehilahy, na vehivavy hoe "Miadana". Tsy dia courant ilay izy fa misy. RESAKA MIADANA Dia izao ilay fampieritreretana…
Tohiny