Fampianaran’ny Mpitandrina

HAMAMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Asan’ny Apostoly 13 :42-43 : « Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ ny Sabata manaraka. Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no ...

RESAKA FO/ FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA

1 Samoela 3 :10b : « Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao ». MANANA FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA VE IANAO ? Andriamanitra tsy miteny amin’ny olona iray raha tsy azony antoka fa vonona hiaino io olona io. ...

RESAKA OZONA

Levitikosy 26 : 16 Rehefa avy niteny ny Tompo eo amin’ny and. 14 hoe : « Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankato ireo didy rehetra ireo », dia hoy Izy eo amin’ny and. 16 : « ...

KARAZANA FO 4: AHOANA NY AMIN’NY FONAO?

"Ireo teny amoron-dàlana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny ambonin’ ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin’ ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, ...

TU AS ETE CREE POUR LE PLAISIR DE JESUS

Hebreo 1 :1-2 : «Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy fanao samy hafa ; dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra ; Izy ...

L’ETERNEL REGNE

Salamo 97 :1a : « Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany » Amin’ny dikan-teny segond dia hoe : « l’Eternel règne ». Ny olona mahafantatra an’izany dia mitoetra anaty fifaliana. Isika dia mandeha amin’ny finoana ka rehefa lazaina ...