Fampianaran’ny Mpitandrina

RESAKA JIOLAHY

« Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ». Lioka 19 : 45 Ilay fanontaniana ry havana dia izao : raha mandinika ny fiainanao Jesoa, sao dia mahita jiolahy tiany horoahina Izy ? Sao dia misy jiolahy ao amin’ny tempolin’ny fiainanao tian’i ...

27 JANOARY 2020 – 02 FEBROARY 2020

Sao dia mahita jiolahy manao asan-devoly ao amin’ny fiainanao Jesoa, ka tiany horoahina ao ? ( Lioka 19 : 45 ) Karazany 3 ny jiolahy tian’i Jesoa horoahina eto : Ny mpivarotra. Biby misy kilema no amidiny eto ; kanefa amidiny lafo be. Sao ...

20 JANOARY 2020 – 26 JANOARY 2020

NY OLONA KENAKENAINA DIA OLONA TSY AZO ANTENAINA Marka 4:37 Ny mpianatra izay novolavolain’i Jesoa dia tsy nokenakenainy mihitsy. Fa nosedrainy tamin’ny tafiodrivotra, nosedrainy tamin’ny alondrano. Manomboka izao ry havana ô, meteza ho sedrain’i Jesoa. Fa ny olona kenakenaina dia ...

13 JANOARY 2020 – 19 JANOARY 2020

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 SAO DIA IANAO ILAY MANJOKO ARA-PANAHY ? Nanjoko tsy afa-nitraka ity vehivavy tantaraina eto ity nandritra ny 18 ...

FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? ...

30 DESAMBRA 2019 – 12 JANOARY 2020

Andriamanitra mitsiky (Nom 6.25) Fantatrao ve izay mampitsy an’Andriamanitra ? Fantaro. Dia tanteraho. Dia hitahy anao Izy. Amen ! ...