Fampianaran’ny Mpitandrina

TSY MAINTSY HO AVY NY ANDROM-PAHORIANA

Salamo 138 : 7 : « Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Ianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Ianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana ». Davida, lehilahy araka ny fon’Andriamanitra. Davida, mpanjaka. Nefa izany lehilahy ...

TANDREMO NY FIAVONAVONANA – TANDREMO NY FIHEVERAN-TENA HO ZAVATRA

« Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny. — Salamo 138 : 6 Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiavonavonana. Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiheveran-tena ho zavatra. Ilay ...

FANTARO FA MANORITRA LALANA HO ANAO JEHOVAH

« Eny hihira ny amin’ny lalan’i Jehovah izy ; Fa lehibe ny voninahitr’i Jehovah ». — Salamo 138 : 5 Ilay mpanjaka no resahina eto, hoe : « eny hihira ny amin’i lalan’i Jehovah izy ». Inona ary izany hoe « lalan’i Jehovah » izany, raha eritreretina hoe Davida ...

HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN’NY TANY

« Jehovah o, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy ». — Salamo 138 : 4. HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN'NY TANY. Davida miteny eto, hoe : « hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany ». Satria maninona ? ...

MIHAINOA

Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa ...

AOKA ISIKA HANANA FIAINANA FOCALISE AMIN’ANDRIAMANITRA

Salamo 81 : 10 : « Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta». Izaho no Jehovah Andriamanitrao. Mampahatsiahy antsika fahamarinana fototra ny Salamo. Zavatra tokana no hi- se focalisé-n’ny Baiboly iray manontolo ry havana ; ny Baiboly ...