Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Eny tokoa, fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho". Salamo 23 : 1-6 (and.6)
Tohiny

"Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te-hitondra tena tsara amin'ny zavatra rehetra". Hebreo 13 : 18-19 (and.18)
Tohiny

"Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midira ao amin'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina no hamaly anao". Matio 6 : 5-8 (and.6)
Tohiny

"Sady hivavaka am-panahy no hivavaka an-tsaina koa aho; sady hihira am-panahy no hihira an-tsaina koa aho". I Korintiana 14 : 13-25 (and.15b)
Tohiny