Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika".  Joba 34 : 1-9 (and.4)
Tohiny

"Mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin'ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao".  Matio 5 : 21-24 (and.24b)
Tohiny

"Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly'.  I Jaona 3 : 7-9 ( and.8b)
Tohiny

"Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an'ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata'.  Marka 2 : 23-27 (and.27)
Tohiny