Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa". Apokalypsy 21:8
Tohiny

"Ary ho fantany fa Izaho no Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, mba honina eo aminy Aho; Izaho no Jehovah Andriamaniny". Eksodosy 29:46
Tohiny

"Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan'ny varavarana". Jakoba 5:9
Tohiny

"Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona". Lioka 21:33
Tohiny