"Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin'ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy". Genesisy 2 : 8-15 (and.15)
Tohiny
"Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo". Jakoba 5 : 7-11 (and.8)
Tohiny
"Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro". Matio 8 : 23-27 (and.26)
Tohiny
"Ny marina amin'ny finoana no ho velona (Habakoka 2:4)". Romana 1 : 16-17 (and.17b)
Tohiny



