"Raha izaho ary, dia mihazakazaka, nefa tsy toy ny manao kitoatoa; ary mamely totohondry aho, nefa tsy toy ny mamely ny rivotra". I Korintiana 9 : 24-27 (and.26)
Tohiny
"Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy". II Tesaloniana 3 : 6-13 (and.10b)
Tohiny
"ary mahereza, ry Josoa, zanak'i Jozadaka, mpisoronabe; ary mahereza, ianareo vahoaka rehetra".Hagay 2 : 1-9 (and.4b)
Tohiny
"Satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin'ny fanantenana, ary izay mively vary dia tokony hively amin'ny fanantenana hahazo". I Korintiana 9 : 10-15 (and.10b)
Tohiny



