Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Andriamanitro o, menatra sy mangaihay aho, raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro o; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay, ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra". Ezra 9 : 3-7 (and.6)
Tohiny

"Manafaha ahy amin'ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran'ny adala".  Salamo 39 : 4-8 (and.8)
Tohiny

"Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan'izany olona izany". Jakoba 1 : 22-27 (and.26)
Tohiny

"Raha misy olona manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino". Marka 4 : 21-25 (and.23)
Tohiny