Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao".Matio 6 : 5-14 (and.9)
Tohiny

"Ary Jesoa nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka". Lioka 18 : 1-8 (and.8)
Tohiny

"Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra". Jakoba 5 : 13-18 (and.16)
Tohiny

"Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana".  Marka 13 : 32-37 (and.33)
Tohiny