Archives de la catégorie: Mpanandratra tehina

Mpanandratra tehina

AZONAO ANTOKA VE FA AMBANIN’NY FAHASOAVANA IANAO ? 

Romana 6:1-2,15 : « Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany? Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany! ». Ny Romana 6 no toko tokana ao amin’ny…
Tohiny

RESAKA ANTSO

« Ary raha nahare izany Jesoa, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota ». Marka 2 :17 Tsy tonga hiantso ny marina Aho, hoy Jesoa, fa ny mpanota. Ry havana o, ianao izay mahafantatra hoe tonga Jesoa avy any…
Tohiny

RESAKA ATTACHEMENT

« Ary nony nandalo Izy, dia nahita an'i Levy, zanak'i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy ». Marka 2 :14 Ny anaran’i Levy ry havana, amin’ny teny frantsay izy dia adika hoe : « Attachement ». Manontany anao ny Tompo ankehitriny : io fonao io,…
Tohiny