Archives de la catégorie: Mpanandratra tehina

Mpanandratra tehina

TSY MAINTSY HO AVY NY ANDROM-PAHORIANA

Salamo 138 : 7 : « Na dia handeha eo amin'ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Ianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ny fahavaloko Ianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana ». Davida, lehilahy araka ny fon’Andriamanitra. Davida, mpanjaka. Nefa izany lehilahy izany dia mampianatra antsika, hoe : TSY MAINTSY HO AVY NY ANDROM-PAHORIANA. Tsy maintsy ho avy…
Tohiny

TANDREMO NY FIAVONAVONANA – TANDREMO NY FIHEVERAN-TENA HO ZAVATRA

« Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny. — Salamo 138 : 6 Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiavonavonana. Mampitandrina antsika ny Tompo ny amin’ny fiheveran-tena ho zavatra. Ilay miavonavona, ilay mihevi-tena ho zavatra, dia mihevitra izy fa tsy mila an’Andriamanitra. Izany ilay avonavona :…
Tohiny

FANTARO FA MANORITRA LALANA HO ANAO JEHOVAH

« Eny hihira ny amin’ny lalan’i Jehovah izy ; Fa lehibe ny voninahitr’i Jehovah ». — Salamo 138 : 5 Ilay mpanjaka no resahina eto, hoe : « eny hihira ny amin’i lalan’i Jehovah izy ». Inona ary izany hoe « lalan’i Jehovah » izany, raha eritreretina hoe Davida no mijoro vavolombelona, ary mijoro vavolombelona amin’ny mpanjaka namany ? Jerentsika ny 2 Samoela 7 :8 : Jehovah maniraka…
Tohiny

HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN’NY TANY

« Jehovah o, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy ». — Salamo 138 : 4. HIDERA ANAO NY MPANJAKA REHETRA AMIN'NY TANY. Davida miteny eto, hoe : « hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany ». Satria maninona ? Satria handre ny tenin'ny vavan'i Jehovah izy. Izany Davida izany ry havana, noho ny lazany,…
Tohiny