Ireo hafatra mandritra ny "Mpanandratra Tehina".
ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ETY AKAIKY ETY, FA ANDRIAMANITRA DIA ANDRIAMANITRA ANY LAVITRA KOA
« Moa Andriamanitra ety akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? ». Jeremia 23 :23 Mifandahatra amin’ny mpaminany sandoka i Jeremia eto ; ny mpaminany sandoka dia tahaka ny mpanompo sampy, milaza hoe Andriamanitra ...
FANTARO NY HERIN’ANDRIAMANITRA MANOVA
« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ...
RESAKA “MIKOROSY FAHANA”
« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na ...
AZA MANAO IZAY MAHAMENATRA – AZA MANAMBANY TENA
« Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina? Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, ...
ANDRIAMANITRA MANGATAKA ANTSIKA FIANGONANA MBA HITONDRA FANATITRA HO AZY
"Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay amporisihin'ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy. Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy ...
JEHOVAH MAMPODY FIADANANA
« Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy ». Joba 42 :10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy. ...