"Koa ahoana no imonomononan'ny olona mbola velona, fa no tsy aleo misento noho ny amin'ny fahotany avy*? [*Na: Eny, nahoana no imonomononan'ny olona, raha mijaly noho ny fahotany?]". Fitomaniana 3 : 37-45 (and.39)
Tohiny
"Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia'. II Korintiana 13 : 5-14 (and.5a)
Tohiny
"Eny, nianiana taminao Aho ka nanao fanekena taminao, hoy Jehovah Tompo, ka dia efa Ahy ianao." Ezekiela 16 : 1-8 (and.8b)
Tohiny
"Manaraha Ahy". Jaona 21 : 15-19 (and.19b)
Tohiny



