"Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an'Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho, ka tsy hisy hamonjy". Salamo 50 : 16-23 (and.22)
Tohiny
"Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesoa". Lioka 5 : 1-11 (and.11)
Tohiny
"Ary mangataka amin'Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo " II Korintiana 13 : 5-10 (and.7a)
Tohiny
"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena".Mika 6 : 6-8 (and.8)
Tohiny



