"Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao". Ohabolana 16 : 1-7 (and.3)
Tohiny
"Ary nony nahare izany Jesoa, dia gaga taminy; ary dia nitodika Izy ka nanao tamin'ny vahoaka izay nanaraka Azy hoe: Lazaiko aminareo fa tsy mbola nahita finoana lehibe toy izany Aho, na dia tamin'ny Isiraely aza". Lioka 7 : 1-11 (and.9)
Tohiny
"Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra". II Timoty 2 : 1-11 (and.6)
Tohiny
"Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny". Jaona 6 : 28-40 (and.29b)
Tohiny



