Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany." Salamo 11:7
Tohiny

"Ary hoy Paoly: Mangataka amin'Andriamanitra aho, fa na amin'ny mora, na amin'ny sarotra, tsy ianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin'ireto gadra ireto ihany". Asan'ny Apostoly 26:29
Tohiny

"Fa hoy Nabota tamin'i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah izany! fa tsy homeko anao any tanin-drazako". 1Mpanjaka 21:3
Tohiny

"Fa Heroda natahotra an'i Jaona, satria fantany fa lehilahy marina sy masina izy, ka dia niaro azy izy; ary rehefa nandre azy izy, dia very hevitra be ihany; ary nihaino azy tamin'ny hafaliana izy". Marka 6:20
Tohiny