Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mandry tsara ao am-pon'ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny an'ny adala kosa dia miharihary". Ohabolana 14:33
Tohiny

"Dia hoy Davida tamin'i Natana: Efa nanota tamin'i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin'i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao". 2Samoela 12:13
Tohiny

"Andriamanitro ô, hihira fihiram-baovao ho Anao aho; amin'ny valiha tory folo no hankalazako Anao". Salamo 144:9
Tohiny

"Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava". Romana 13:12
Tohiny