Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra".  Efesiana 6 : 10-18 (and.18)
Tohiny

"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako".  Habakoka 3 : 17-19 (and.19)
Tohiny

"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray". Jaona 14 : 12-14 (and.12)
Tohiny

"Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa". Jakoba 2 : 14-26 (and.26)
Tohiny