"Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra o, ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina". — Salamo 77 : 16
Tohiny
"Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana hianareo, ambarao amin’ i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara". Lioka 7:22
Tohiny
"Dia tandremo ny tenin'izao fanekena izao, ka araho, mba hambinina ianareo amin'izay rehetra ataonareo". — Deoteronomia 29 : 8
Tohiny
"Fa mitsangàna, ka mijoroa amin'ny tongotrao; fa izao no nisehoako taminao, dia ny hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona ny amin'izay efa nahitanao Ahy* sy izay hisehoako aminao, [* Na: (izay efa hitanao)] hamonjy anao amin'ny olona Isiraely sy ny jentilisa, izay anirahako anao, hampahiratra ny masony hialany amin'ny maizina ho amin'ny mazava, ary…
Tohiny



