"Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin'ny olona, na ny mpanjaka, satria ambony izy, na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara". — I Petera 2 : 13 - 14
Tohiny
"Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny". — Jaona 9 : 31
Tohiny
"Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesoa ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo. Ary nanendry roa ambin'ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny". — Marka 3 : 13 - 14
Tohiny
"Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko". — I Korintiana 8 : 13
Tohiny



