"Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo jentilisa, ary torio any amin'ny tany amoron-tsiraka any lavitra any izany, ka atao hoe: Izay nampiely ny Isiraely no hanangona azy indray sady hitandrina azy toy ny fitandrin'ny mpiandry ondry ny ondriny". — Jeremia 31 : 10
Tohiny
"Ankehitriny dia fantatro fa lehibe Jehovah mihoatra noho ny andriamanitra rehetra, dia tamin'izay zavatra nentin'ny Egyptiana nirehareha tamin'ireny". — Eksodosy 18 : 11
Tohiny
"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny
"Dia ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah, rehefa maninjitra ny tanako amin'i Egypta Aho ka mitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any. Dia nataon'i Mosesy sy Arona izany: araka izay nandidian'i Jehovah azy no nataony". — Eksodosy 7 : 5 - 6
Tohiny



