"Aza dia tezitra mafy loatra, Jehovah o. Ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; masina Ianao, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra". — Isaia 64 : 8
Tohiny
"Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa*, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray". [* Grika: Grika] — I Korintiana 12 : 13
Tohiny
"Sambatra ny mpanompo izay ho hitan'ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy". — Lioka 12 : 37
Tohiny
"Dia namaly Jesoa ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin'izay ora izay". — Matio 15 : 28
Tohiny



