"Koa dia hitanareo fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana ihany. Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa". Jakoba 2:24;26
Tohiny
"Atongilano ny sofinao, Jehovah o, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah o, ka mijere, ary mandrenesa ny tenin'i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an'Andriamanitra velona". — II Mpanjaka 19 : 16
Tohiny
"Ary ny tompony nidera ilay mpitandrina tsy marina, satria nanan-tsaina izy; fa ny zanak'izao tontolo izao dia manan-tsaina kokoa ny amin'ny karazany noho ny zanaky ny mazava". — Lioka 16 : 8
Tohiny
"Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be; Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra". — Salamo 130 : 7 - 8
Tohiny



