"Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra" — Titosy 2 : 11
Tohiny
"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena" — Mika 6 : 8
Tohiny
"Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin'izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin'ny olona any". — Asan'ny Apostoly 16 : 10
Tohiny
"Koa miomana kosa ianareo; fa amin'izay ora tsy ampoizinareo no hihavian'ny Zanak'olona". — Matio 24 : 44
Tohiny



