Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ho an'Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin'ny alalan i Jesoa Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena". — Joda 25
Tohiny

"Fa itafio Jesoa Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany". — Romana 13 : 14
Tohiny

"Ary Jesoa dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin'izay izy, dia nanaraka an'i Jesoa". — Matio 20 : 34
Tohiny

"Hidera Anao eny amin'ny firenena maro aho, Jehovah o, Ary hankalaza Anao eny amin'ny jentilisa". — Salamo 108 : 3
Tohiny