Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Zavatra iray loha no nangatahiko tamin'i Jehovah, izany no hotadiaviko, dia ny hitoetra ao an-tranon'i Jehovah amin'ny andro rehetra hiainako, mba ho faly mijery ny fahasoavan'i Jehovah sy mandinika ny tempoliny". — Salamo 27 : 4
Tohiny

"Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao". — Matio 6 : 20 - 21
Tohiny

"Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 27
Tohiny

"Ary rehefa tapitra izany andro izany, dia hiantomboka amin'ny andro fahavalo ny hanateran'ny mpisorona ny fanatitra doranareo ao amin'ny alitara sy ny fanati-pihavananareo; ary dia hankasitrahako ianareo, hoy Jehovah Tompo". — Ezekiela 43 : 27
Tohiny