"Fa efa sitrapon'i Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin'ny olona masina any Jerosalema". — Romana 15 : 26
Tohiny
"Fa izao no fitiavana an'Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny". — I Jaona 5 : 3
Tohiny
"Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-pihavin'ny andro hisotroako izay vaovao any amin'ny fanjakan'Andriamanitra". — Marka 14 : 25
Tohiny
"Andriamanitro Ianao, ka hidera Anao aho; Eny, Andriamanitro, ka hanandratra Anao aho". — Salamo 118 : 28
Tohiny



