Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Ianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Ianao no andrasako mandritra ny andro". — Salamo 25 : 5
Tohiny

"Fa ankehitriny, Jehovah o, rainay Ianao; izahay dia tanimanga, ary Ianao no mpanefy anay, ary asan'ny tananao izahay rehetra". — Isaia 64 : 7
Tohiny

"Misandrata any ambonin'ny lanitra Ianao, Andriamanitra o; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao". — Salamo 57 : 11
Tohiny

"Kanefa katsaho ny fanjakany*; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.[* Na: (ny fanjakan'Andriamanitra)]"— Lioka 12 : 31
Tohiny