"Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah, mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy" — Salamo 33 : 13
Tohiny
"Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan'ny varavarana". — Jakoba 5 : 9
Tohiny
"Ary tahaka ny nanendrena ny olona ny ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana, dia tahaka izany koa Kristy, rehefa natolotra indray mandeha hitondra ny otan'ny maro, dia hiseho fanindroany, tsy amin'ota, amin'izay miandry Azy, ho famonjena". — Hebreo 9 : 27 - 28
Tohiny
"Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina*, aoka izy hihaino". [* Na: (Izay manan-tsofina ho enti-mihaino)] — Matio 13 : 43
Tohiny



