"Fa, indro, Izaho efa hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin'ny taniny, dia hataoko lavon-tsabatra any an-taniny izy". II Mpanjaka 19 : 7
Tohiny
"Aza matahotra azy ianao; fa Jehovah Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra". Deoteronomia 7 : 21
Tohiny
"Fa namonjy anay tamin'ny fahavalonay Ianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra". Salamo 44 : 7
Tohiny
"Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo? Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba hosimban'Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin'Andriamanitra, dia ianareo izany". I Korintiana 3 : 16 - 17
Tohiny